Proverbs 24:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany, mbola hanohon-tanana kely hatory;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Torimaso kely ihany, firendremana kely ihany, ohon-tanana kely hatory,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
matory kely ianao, rendremana kely, dia mitsotsotra kely manohon-tanana;
Malagasy Bible 1865
Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany, mbola hanohon-tanana kely hatory;
malagasy
Mbola hatory kely ihany, mbola ho renoka kely ihany. Mbola hanohon-tanana kely hatory;Dia ho tonga toy ny mimaona hamely ny alahelonao, Ary ny fahantranao ho toy ny jiolahy.