Proverbs 24:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avo tsy takatry ny adala ny fahendrena; tsy mahaloa-bava eo amin’ny vavahady izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avo tsy takatry ny adala ny fahendrena, tsy mba mahaloa-bava izy, eo am-bavahady;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avo tsy takatry ny adala ireo tenim-pahendrena, ka tsy mba manoka-bava izy eo am-bavahady.
Malagasy Bible 1865
Avo tsy takatry ny adala ny fahendrena, Tsy mba mahaloa-bava eo am-bavahady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avo tsy takatry ny adala ny fahendrena; tsy mahaloa-bava eo amin’ny vavahady* izy.
malagasy
Avo tsy takatry ny adala ny fahendrena, Tsy mba mahaloa-bava eo am-bavahady izy.[Na: Ataon'ny adala ho haingohaingo foana ny fahendrena]