Proverbs 25:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto koa ny ohabolan’i Solomona, izay nangonin’ny olon’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no ohabolan’i Salômôna, nangonin’ny olon’i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreto koa no ohabolan’i Salômôna voaangon’ny olon’i Hezekià mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao koa no ohabolan'i Solomona, izay nangonin 'ny olon'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto koa ny ohabolan’i Solomona, izay nangonin’ny olon’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda:
malagasy
[Ohabolana samy hafa ny amin'ny fitondran-tena sy ny toetry ny olona marina] Izao koa no ohabolan'i Solomona, izay nangonin'ny olon'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda:[Heb. nafindran']