Proverbs 25:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny teny atao amin’ny antony dia paoma volamena misy ravaka volafotsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny paoma volamena eo amin’ny ravaka voasikotra amin’ny volafotsy, ny teny atao amin’ny antony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny paoma volamena voahaingo volafotsy, no hasarobidin’ny teny lazaina amin’ny ilàna azy.
Malagasy Bible 1865
Ny teny atao amin'ny antony dia poma volamena ao anaty vilia volafotsy tsara soratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny teny atao amin’ny antony dia paoma volamena misy ravaka volafotsy.
malagasy
Ny teny atao amin'ny antony dia poma volamena ao anaty vilia volafotsy tsara soratra.[Na: poma volamena misy ravaka volafotsy]