Proverbs 25:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kavina volamena sy ravaka volamena tsara ny mpananatra hendry, raha amin’ny sofina mihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny kavim-bolamena amam-piravaka volamena tsara, ny olon-kendry mananatra olona manan-tsofina mihaino tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny kavina sy rojo volamena no hasoan’ny anatry ny hendry amin’izay mihaino.
Malagasy Bible 1865
Kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara Ny mpananatra hendry, raha amin'ny sofina mihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kavina volamena sy ravaka volamena tsara ny mpananatra hendry, raha amin’ny sofina mihaino.
malagasy
Kavim-bolamena sy firavaka volamena tsara Ny mpananatra hendry, raha amin'ny sofina mihaino.