Proverbs 25:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny hatsiakan’ny orampanala amin’ny taom-pijinjana, dia toy izany ny iraka mahatoky amin’izay naniraka azy: Mamelombelona ny fon’ny tompony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fangatsiatsiakan’ny oram-panala amin’ny taom-pijinjana, ny iraka mahatoky amin’izay naniraka azy: mamelombelona ny fanahin’ny tompony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamelombelona aina ny hatsiakan’ny rano mamanala amin’ny fotoam-pijinjana mafana; mamelombelona aina toy izany koa ny iraka mahatoky amin’ny tompony naniraka azy.
Malagasy Bible 1865
Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin'ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin'izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon'ny tompony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny hatsiakan’ny orampanala amin’ny taom-pijinjana, dia toy izany ny iraka mahatoky amin’izay naniraka azy: Mamelombelona ny fon’ny tompony izy.
malagasy
Toy ny hatsiaky ny oram-panala amin'ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny iraka mahatoky amin'izay naniraka azy, Fa mamelombelona ny fon'ny tompony izy.