Proverbs 25:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana ny olona izay mirehaka mampanantena fanomezana tsy misy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny rahona aman-drivotra tsy misy orana kosa, ny olona mirehaka amin’ny fanatitra hosoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny rahona sy rivotra tsy mitondra orana ny olona mampanantena zavatra izay tsy homeny akory.
Malagasy Bible 1865
Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana Ny olona izay mirehaka amin'ny fizaram-bava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana ny olona izay mirehaka mampanantena fanomezana tsy misy akory.
malagasy
Toy ny rahona sy ny rivotra tsy misy orana Ny olona izay mirehaka amin'ny fizaram-bava.