Proverbs 25:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahari-po no ahazoana mampanaiky ny mpitondra, ary ny teny malefaka no mahatapaka taolana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahari-po mety hampiekena ny mpitsara; ary ny vava malefaka, mahafolaka ny taolana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manam-paharetana no maharesy lahatra mpitsara; ary ny teny malefaka mampilefitra ny henjana.
Malagasy Bible 1865
Ny fahari-po no ahazoana mampanaiky ny mpitsara, Ary ny vava malefaka mahatapa-taolana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahari-po no ahazoana mampanaiky ny mpitondra, ary ny teny malefaka no mahatapaka taolana.
malagasy
Ny fahari-po no ahazoana mampanaiky ny mpitsara, Ary ny vava malefaka mahatapa-taolana.[(Heb. lela]