Proverbs 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nify simatsimaka sy ny tongotra mangozohozo ny fiankinana amin’ny mpamitaka amin’ny andro fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nify tapatapaka sy tongotra mibolisatra, dia toy izany no fitokiana ny mpamadika, amin’ny andron’ny fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny mitsako amin’ny nify mihozongozona na mihazakazaka amin-tongotra kilemaina ny matoky olona mpamadika amin’ny androm-pahoriana.
Malagasy Bible 1865
Toy ny nify nahasimatsimahana sy ny tongotra mangozohozo Ny fahatokiana ny mpamitaka amin'ny andro fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nify simatsimaka sy ny tongotra mangozohozo ny fiankinana amin’ny mpamitaka amin’ny andro fahoriana.
malagasy
Toy ny nify nahasimatsimahana sy ny tongotra mangozohozo Ny fahatokiana ny mpamitaka amin'ny andro fahoriana.