Proverbs 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voninahitr’Andriamanitra ny manafin-javatra, fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voninahitr’Andriamanitra ny manafin-javatra, fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mandini-javatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra dia omem-boninahitra noho Izy manao zava-miafina; ny mpanjaka kosa dia omem-boninahitra noho izy manazava ny zavatra ataony.
Malagasy Bible 1865
Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voninahitr’Andriamanitra ny manafin-javatra, fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.
malagasy
Voninahitr'Andriamanitra ny manafin-javatra; Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta-javatra.