Proverbs 25:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny miala lamba amin’ny hatsiaka ary toy ny vinaingitra amin’ny sirahazo, dia toy izany ny mikalo amin’ny malahelo am-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny miala lamba amin’ny andro mangatsiaka, na manisy vinaingitra amin’ny sirahazo, ny manao kalokalo amin’ny malahelo am-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny manary lamba amin’ny andro mangatsiaka na toy ny manisy vinaingitra amin’ny fery, toy izany koa izay mihira amin’olona malahelo.
Malagasy Bible 1865
Toy ny miala lamba amin'ny hatsiaka, Ary toy ny vinaingitra amin'ny sirahazo, Dia toy izany ny mikalo amin'ny malahelo am-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny miala lamba amin’ny hatsiaka ary toy ny vinaingitra amin’ny sirahazo, dia toy izany ny mikalo amin’ny malahelo am-po.
malagasy
Toy ny miala lamba amin'ny hatsiaka, Ary toy ny vinaingitra amin'ny sirahazo, Dia toy izany ny mikalo amin'ny malahelo am-po.