Proverbs 25:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rivotra avy any avaratra no mahatonga ranonorana, dia toy izany ny lelan’ny mpifosa, mahavinitra endrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny rivotra avy avaratra miteraka orana; ny lela mpifosa kosa, mampahasosotra endrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny rivotra avy any avaratra mahatonga orana, ary ny fanendrikendrehana olona mahavinitra endrika azy.
Malagasy Bible 1865
Ny rivotra avy any avaratra mahatonga ranonorana, Dia toy izany, ny lelan'ny mpifosa mampahavinitra endrika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rivotra avy any avaratra no mahatonga ranonorana, dia toy izany ny lelan’ny mpifosa, mahavinitra endrika.
malagasy
Ny rivotra avy any avaratra mahatonga ranonorana, Dia toy izany, ny lelan'ny mpifosa mampahavinitra endrika.