Proverbs 25:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tsara ny mihinan-tantely be loatra na ny mitady voninahitra hanampy voninahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mety ny mihinan-tantely betsaka, toy izany koa ny mitady hahatakatra ny fiambonian’Andriamanitra, fa ho resin’ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tsara ny mihinana tantely be loatra na koa ny mitady hahazo voninahitra be loatra.
Malagasy Bible 1865
Tsy tsara raha mahery homana tantely; Fa ny fitadiavan'ny olona ny voninahiny dia tsy voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tsara ny mihinan-tantely be loatra na ny mitady voninahitra hanampy voninahitra.
malagasy
Tsy tsara raha mahery homana tantely; Fa ny fitadiavan'ny olona ny voninahiny dia tsy voninahitra.[Na: Fa ny fandinihana izay sarotra dia voninahitra (na: mavesatra)]Tanàna rava tsy misy manda Ny lehilahy izay tsy mahatsindry ny fanahiny.