Proverbs 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny haavon’ny lanitra sy ny halalin’ny tany ary ny fon’ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra amin’ny haavony, ny tany amin’ny halaliny, ary ny fon’ny mpanjaka, samy zavatra tsy azo takarina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny haavon’ny lanitra sy ny halalin’ny tany ary ny ao am-pon’ny mpanjaka dia samy tsy fantatsika.
Malagasy Bible 1865
Ny hahavon'ny lanitra sy ny halalin'ny tany Ary ny fon'ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny haavon’ny lanitra sy ny halalin’ny tany ary ny fon’ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.
malagasy
Ny hahavon'ny lanitra sy ny halalin'ny tany Ary ny fon'ny mpanjaka dia samy tsy azo fantarina avokoa.