Proverbs 25:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Esory ny taim-bolafotsy dia hisy fanaka ho an’ny mpandrendrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory ny taim-bolafotsy, dia hisy hanaovana fanaka hataon’ny mpanao anidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Esory amin’ny volafotsy ny lotony, dia fanaka sarobidy no havoakan’ny mpanefy;
Malagasy Bible 1865
Esory ny taim-bolafotsy, Dia hisy fanaka ho an'ny mpanao an-idina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Esory ny taim-bolafotsy dia hisy fanaka ho an’ny mpandrendrika.
malagasy
Esory ny taim-bolafotsy, Dia hisy fanaka ho an'ny mpanao an-idina.