Proverbs 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Esory ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’ny mpanjaka dia ho tafaorina amin’ny fahamarinana ny sezafiandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory ny ratsy fanahy eo anoloan’ny mpanjaka. dia hiorina mafy ny seza fiandrianany amin’ny fahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
esory tsy ho eo amin’ny mpanjaka ny olon-dratsy dia fahamarinana no hiorenan’ny fiandrianany.
Malagasy Bible 1865
Esory ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan'ny mpanjaka, Dia hampitoerina amin'ny fahamarinana ny seza fiandrianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Esory ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’ny mpanjaka dia ho tafaorina amin’ny fahamarinana ny sezafiandrianany.
malagasy
Esory ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan'ny mpanjaka, Dia hampitoerina amin'ny fahamarinana ny seza fiandrianany.