Proverbs 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manandra-tena eo anatrehan’ny mpanjaka ary aza mijoro eo amin’ny toeran’ny lehibe;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao endrika miavonavona eo anatrehan’ny mpanjaka, ary aza mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny lehibe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miedinedina eo anatrehan’ny mpanjaka na misolantsolana eny amin’ny toeran’ny lehibe;
Malagasy Bible 1865
Aza manandra-tena eo anatrehan'ny mpanjaka, Ary aza mitoetra eo amin'ny fitoeran'ny lehibe;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manandra-tena eo anatrehan’ny mpanjaka ary aza mijoro eo amin’ny toeran’ny lehibe;
malagasy
Aza manandra-tena eo anatrehan'ny mpanjaka, Ary aza mitoetra eo amin'ny fitoeran'ny lehibe;