Proverbs 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa aleo ianao hantsoina hoe: Miakara etỳ! Toy izay atambotsotra eo imason’ny manankaja izay hitan’ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa aleo ny olona no hilaza aminao hoe: Miakara atỳ; toy izay ianao no haetry eo imason’ny andriana, izay efa hitanao maso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa aleo ianao hilazana hoe: «Miakara etỳ», toy izay mahita ny tenanao haetry eo anatrehan’ny manan-kaja.
Malagasy Bible 1865
Fa aleo ianao hantsoina hoe: Miakara atỳ, Toy izay hatambotsotra eo imason'ny manan-kaja izay hitan'ny masonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa aleo ianao hantsoina hoe: Miakara etỳ! Toy izay atambotsotra eo imason’ny manankaja izay hitan’ny masonao.
malagasy
Fa aleo ianao hantsoina hoe: Miakara atỳ, Toy izay hatambotsotra eo imason'ny manan-kaja izay hitan'ny masonao.