Proverbs 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza maika hampiditra ady amin’ny fitsarana, satria, inona no hataonao amin’ny manaraka raha resin’ny mpiady aminao ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia faingam-panohitra foana, fandrao tsy mahita izay hatao ianao amin’ny farany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay zavatra hitan’ny masonao, aza maika ny hitondra izany am-pitsarana, fandrao tsy hitanao izay hatao amin’ny farany rehefa voaporofon’ny namanao fa ianao no diso.
Malagasy Bible 1865
Aza maika handeha hiady, Fandrao tsy ho fantatrao izay hataonao amin'ny farany, Rehefa omen'ny namanao henatra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza maika hampiditra ady amin’ny fitsarana, satria, inona no hataonao amin’ny manaraka raha resin’ny mpiady aminao ianao?
malagasy
Aza maika handeha hiady, Fandrao tsy ho fantatrao izay hataonao amin'ny farany, Rehefa omen'ny namanao henatra ianao.