Proverbs 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miadia ihany ny adinao amin’ny namanao, kanefa aza aseho izay tsy tian’ny sasany holazaina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha naniratsira anao ny namanao, dia tohano ny adinao amin’ny namanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alamino miaraka amin’ny namanao ny adinao aminy, nefa aza tsikafonina ny tsiambaratelon’ny hafa;
Malagasy Bible 1865
Miadia ihany ny adinao amin'ny namanao, Kanefa aza aseho izay tsy tian'ny sasany holazaina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miadia ihany ny adinao amin’ny namanao, kanefa aza aseho izay tsy tian’ny sasany holazaina,
malagasy
Miadia ihany ny adinao amin'ny namanao, Kanefa aza aseho izay tsy tian'ny sasany holazaina,