Proverbs 26:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny orampanala amin’ny lohataona ary toy ny ranonorana amin’ny taom-pijinjana, dia toy izany ny voninahitra, tsy antonona ho an’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny oram-panala fahavaratra sy ranonorana amin’ny taom-pijinjana, no tsy iendrehan’ny voninahitra ho an’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diso toerana toy ny oram-panala fahavaratra na orana amin’ny fotoam-pijinjana ny voninahitra omena ny adala.
Malagasy Bible 1865
Toy ny oram-panala amin'ny lohataona, Ary toy ny ranonorana amin'ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny voninahitra tsy tandrifiny ho an'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny orampanala amin’ny lohataona ary toy ny ranonorana amin’ny taom-pijinjana, dia toy izany ny voninahitra, tsy antonona ho an’ny adala.
malagasy
Toy ny oram-panala amin'ny lohataona, Ary toy ny ranonorana amin'ny taom-pijinjana, Dia toy izany ny voninahitra tsy tandrifiny ho an'ny adala.