Proverbs 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny amboa miverina amin’ny loany, dia toy izany ny adala miverina amin’ny hadalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny amboa miverina amin’ny loany, toy izany ny adala miverina amin’ny hadalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny alika miverina amin’ny loany ary ny adala miverina amin’ny hadalàny.
Malagasy Bible 1865
Toy ny amboa miverina amin'ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin'ny hadalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny amboa miverina amin’ny loany, dia toy izany ny adala miverina amin’ny hadalany.
malagasy
Toy ny amboa miverina amin'ny loany, Dia toy izany ny adala miverina amin'ny hadalany.