Proverbs 26:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny varavarana mihodina amin’ny saviliny, dia toy izany ny kamo eo amin’ny fandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny varavarana mihodina eo amin’ny saviliny, toy izany koa ny kamo mihodina eo amin’ny fandriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny varavarana mihodina amin’ny saviliny ary ny kamo mivadibadika eo am-pandriany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny varavarana mihodina amin'ny saviliny, Dia toy izany ny kamo eo amin'ny fandriany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny varavarana mihodina amin’ny saviliny, dia toy izany ny kamo eo amin’ny fandrianany.
malagasy
Toy ny varavarana mihodina amin'ny saviliny, Dia toy izany ny kamo eo amin'ny fandriany,