Proverbs 26:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangarona ny eo an-doviany ny kamo, nefa ny hampakatra azy ho amin’ny vavany dia mahasasatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangaron-dovia amin’ny tanany ny kamo; ary manahirana azy ny hampakatra izany eo am-bavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangarona ny sakafo ao an-doviany ny kamo nefa mandreraka azy ny hampakatra izany ao am-bavany.
Malagasy Bible 1865
Ny malaina mangarona ny eo an-doviany, Nefa ny hampakatra azy ho amin'ny vavany dia mahasasatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangarona ny eo an-doviany ny kamo, nefa ny hampakatra azy ho amin’ny vavany dia mahasasatra azy.
malagasy
Ny malaina mangarona ny eo an-doviany, Nefa ny hampakatra azy ho amin'ny vavany dia mahasasatra azy.