Proverbs 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpandalo izay mitsabaka amin’ny ady izay tsy azy dia mandroritra amboa amin’ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny olona misambotra amboa amin’ny sofiny, ny mpandalo misafoaka amin’ny adin’ny hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpandalo izay misalovana amin’ny adin’ny hafa dia toy ny misambotra amboa amin’ny sofiny.
Malagasy Bible 1865
Izay mandalo ka mitsaraingona amin'ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin'ny sofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpandalo izay mitsabaka amin’ny ady izay tsy azy dia mandroritra amboa amin’ny sofiny.
malagasy
Izay mandalo ka mitsaraingona amin'ny ady tsy azy Dia mandroritra amboa amin'ny sofiny.