Proverbs 26:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
toy izany ny olona mamitaka ny namany ka miteny hoe: Tsy kivazivazy ihany va no nataoko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny olona izay efa namitaka ny namany, ka manao hoe: «Vosibositra fotsiny no nataoko.»
Malagasy Bible 1865
Dia toy izany ny olona mamitaka ny namany ka manao hoe: Tsy vosobosotra ihany va no ataoko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
toy izany ny olona mamitaka ny namany ka miteny hoe: Tsy kivazivazy ihany va no nataoko?
malagasy
Dia toy izany ny olona mamitaka ny namany ka manao hoe: Tsy vosobosotra ihany va no ataoko?