Proverbs 26:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny voronkely mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, dia toy izany ny fanozonana tsy amin’antony: Tsy mba hihatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fitsoatsoaky ny fody, sy fanidintsidin’ny sidintsidina, no tsy fihàtran’ny ozonozom-poana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manidina tsy tafapetraka ny fody sy ny sindintsidina; toy izany koa ny fanozonam-poana: tsy mba hihatra akory izany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny vorona mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, Dia toy izany ny fanozonam-poana: tsy mba hihatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny voronkely mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, dia toy izany ny fanozonana tsy amin’antony: Tsy mba hihatra izany.
malagasy
Toy ny vorona mivezivezy sy ny sidintsidina manidina, Dia toy izany ny fanozonam-poana: tsy mba hihatra izany.