Proverbs 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tsy misy kitay intsony dia maty ny afo, ary rehefa tsy misy mpifosafosa intsony dia mangina ny fifandirana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy eo ny kitay, maty ny afo: halaviro ny mpitati-bolana, mitsahatra ny fanditra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tsy misy kitay intsony, dia maty ny afo; ary rehefa tsy misy mpanendrikendrika intsony, dia mitsahatra ny fifandirana.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy misy kitay intsony, dia maty ny afo; Ary raha tsy misy mpifosafosa intsony, dia mitsahatra ny fifandirana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tsy misy kitay intsony dia maty ny afo, ary rehefa tsy misy mpifosafosa intsony dia mangina ny fifandirana.
malagasy
Raha tsy misy kitay intsony, dia maty ny afo; Ary raha tsy misy mpifosafosa intsony, dia mitsahatra ny fifandirana.