Proverbs 26:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny arina atao amin’ny vainafo sy ny kitay hazo atao amin’ny afo, dia toy izany ny olona tia ady, mandrehitra fifandirana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny arina mampisy vainafo, ny kitay mampisy afo, ny olona tia ady kosa mamelona fifandirana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny arina mitaiza vain’afo, ny kitay mitaiza afo ary ny olona liana ady mandrehitra fifandirana.
Malagasy Bible 1865
Toy ny arina atao amin'ny vainafo sy ny kitay hazo atao amin'ny afo, Dia toy izany, ny olona tia ady mandrehitra fifandirana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny arina atao amin’ny vainafo sy ny kitay hazo atao amin’ny afo, dia toy izany ny olona tia ady, mandrehitra fifandirana.
malagasy
Toy ny arina atao amin'ny vainafo sy ny kitay hazo atao amin'ny afo, Dia toy izany, ny olona tia ady mandrehitra fifandirana.