Proverbs 26:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tenin’ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka hatrany anaty rehetra any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny hanim-py ny tenin’ny mpitati-bolana, ka mikorotsaka hatrany anatin’ny tsinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa hani-matsiro ny tenin’ny mpanendrikendrika ka any anaty kibo no mikorotsaka.
Malagasy Bible 1865
Ny tenin'ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tenin’ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka hatrany anaty rehetra any.
malagasy
Ny tenin'ny mpifosafosa dia toy ny hanim-py ka mikorotsaka ao anaty kibo indrindra.