Proverbs 26:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tavim-bilany nopetahana taim-bolafotsy ny molotra mirehitra fiteny sy ny fo ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vilany tany mipetaka taim-bolafotsy, ny molotra maimay miaraka amin’ny fo ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny ankoso-bolafotsy amin’ny tanimanga ny teny mandodoka manafina fo ratsy.
Malagasy Bible 1865
Tavim-bilany misy ankosotra taim-bolafotsy ny molotra mihatsaravelatsihy sy ny fo ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tavim-bilany nopetahana taim-bolafotsy ny molotra mirehitra fiteny sy ny fo ratsy.
malagasy
Tavim-bilany misy ankosotra taim-bolafotsy ny molotra mihatsaravelatsihy sy ny fo ratsy.[Heb. mirehitra]