Proverbs 26:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpandrafy dia mody hafa eo amin’ny molony sady manafim-pitaka ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihatsaravelatsihy amin’ny vavany ny mpankahala, kanjo manafim-pitaka ao anatiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny mihatsaravelatsihy no ataon’ny mpankahala kanjo ny ao anatiny mikotrika fitaka;
Malagasy Bible 1865
Ny mpandrafy dia mody ho hafa amin'ny molony Sady manafim-pitaka ao am-pony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpandrafy dia mody hafa eo amin’ny molony sady manafim-pitaka ao am-pony.
malagasy
Ny mpandrafy dia mody ho hafa amin'ny molony Sady manafim-pitaka ao am-pony;