Proverbs 26:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao ary izay manakodiadia vato kosa no hikodiavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao; ary izay manakodia vato no hikodiavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao ary izay manakodia vato no hikodiavany.
Malagasy Bible 1865
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao, Ary izay manakodiadia vato no hikodiavany kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao ary izay manakodiadia vato kosa no hikodiavany.
malagasy
Izay mihady lavaka no ho latsaka ao, Ary izay manakodiadia vato no hikodiavany kosa.Halan'ny lela mandainga izay efa nampahoriny, Ary ny vava mandrobo dia mampidi-doza.