Proverbs 26:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny karavasy dia ho an’ny soavaly, ny lamboridy ho an’ny boriky ary ny tsorakazo dia ho an’ny lamosin’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny karavasy ho an’ny soavaly, ny lamboridy ho an’ny ampondra, ary ny tsora-kazo ho an’ny lamosin’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny karavasy dia ho an’ny soavaly, ny lamboridy ho an’ny boriky ary ny tsorakazo ho an’ny lamosin’ny adala.
Malagasy Bible 1865
Ny karavasy ho amin'ny soavaly ny lamboridy ho amin'ny boriky, Ary ny tsorakazo kosa ho amin'ny lamosin'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny karavasy dia ho an’ny soavaly, ny lamboridy ho an’ny boriky ary ny tsorakazo dia ho an’ny lamosin’ny adala.
malagasy
Ny karavasy ho amin'ny soavaly ny lamboridy ho amin'ny boriky, Ary ny tsorakazo kosa ho amin'ny lamosin'ny adala.