Proverbs 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Valio araka ny hadalany ny adala, fandrao hihevi-tena ho hendry izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valio araka ny hadalany ny adala, fandrao dia manao azy ho hendry izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valio araka ny hadalany ny adala fandrao mihevi-tena ho hendry izy.
Malagasy Bible 1865
Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Valio araka ny hadalany ny adala, fandrao hihevi-tena ho hendry izy.
malagasy
Valio ny adala araka ny hadalany, Fandrao dia manao azy ho hendry izy