Proverbs 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Bilabila ny ranjon’ny malemy tongotra, dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Esory amin’ny mandringa ny tongony, sy ny oha-teny eo am-bavan’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ohabolana lazain’ny adala dia mikolepaka tahaka ny malemy tongotra.
Malagasy Bible 1865
Mikepikepika ny tongotry ny malemy tongotra, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Bilabila ny ranjon’ny malemy tongotra, dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ny adala.
malagasy
Mikepikepika ny tongotry ny malemy tongotra, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.