Proverbs 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny manisy vato amin’ny antsamotady, dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny mamehy vato amin’ny antsamotady, ny manome voninahitra ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny mamatotra vato amin’ny antsamotady ny manome voninahitra ny adala.
Malagasy Bible 1865
Toy ny manisy vato eo amin'ny antsamotady, Dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny manisy vato amin’ny antsamotady, dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.
malagasy
Toy ny manisy vato eo amin'ny antsamotady, Dia toy izany ny manome voninahitra ny adala.