Proverbs 26:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny tsilo eny an-tanan’ny olona mamo, dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny tsilo milentika amin’ny tanan’ny mamo, ny oha-teny eo am-bavan’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ohabolana lazain’ny adala dia toy ny tsilo hazonin’ny mamo.
Malagasy Bible 1865
Toy ny tsilo eny an-tànan'ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny tsilo eny an-tanan’ny olona mamo, dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan’ny adala.
malagasy
Toy ny tsilo eny an-tànan'ny olona mamo, Dia toy izany ny ohabolana eo am-bavan'ny adala.