Proverbs 27:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso ianao, fa na dia ny havoakan’ny anio aza dia tsy fantatrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso; fa tsy fantatrao izay havoakan’ny andro manaraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso ianao; fa izay hiseho anio aza tsy fantatrao akory.
Malagasy Bible 1865
Aza mirehareha ny amin'ny ho ampitso ianao; Fa na dia ny havoaky ny anio aza tsy fantatrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mirehareha ny amin’ny ho ampitso ianao, fa na dia ny havoakan’ny anio aza dia tsy fantatrao.
malagasy
Aza mirehareha ny amin'ny ho ampitso ianao; Fa na dia ny havoaky ny anio aza tsy fantatrao.