Proverbs 27:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, ary aza mankany amin’ny tranon’ny rahalahinao amin’ny andro fahorianao. Tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mahafoy ny sakaizanao aman-tsakaizan-drainao; ary aza miditra ny tranon’ny rahalahinao amin’ny andron’ny fahorianao: fa aleo namana akaiky toy izay havan-davitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mahafoy ny sakaizanao na ny naman-drainao. Raha tojo fahasahiranana ianao, aza mankany amin’ny rahalahinao, fa tsara kokoa ny mpifanila akaiky noho ny rahalahy lavitra.
Malagasy Bible 1865
Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, Ary aza mankany amin'ny tranon'ny rahalahinao amin'ny andro fahorianao; Fa tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, ary aza mankany amin’ny tranon’ny rahalahinao amin’ny andro fahorianao. Tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.
malagasy
Aza mahafoy ny sakaizanao, na ny sakaizan-drainao, Ary aza mankany amin'ny tranon'ny rahalahinao amin'ny andro fahorianao; Fa tsara ny namana akaiky noho ny rahalahy lavitra.