Proverbs 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko, mba hahaizako mamaly an’izay miteny ratsy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hendre, anaka, ary ampifalio ny foko mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.
Malagasy Bible 1865
Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko, Mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.
malagasy
Anaka, hendre, ary ampifalio ny foko, Mba hamaliako izay miteny ratsy ahy.