Proverbs 27:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatazana ny loza ny mahira-tsaina ka miery, fa mandroso kosa ny kely saina ka voa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mahira-tsaina mahatsinjo ny ratsy ka miery; ny kely saina mandroso ihany ka voan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatsinjo ny loza ny malina ka miery, fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.
Malagasy Bible 1865
Ny mahira-tsaina mahatazana ny loza ka miery; Fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatazana ny loza ny mahira-tsaina ka miery, fa mandroso kosa ny kely saina ka voa.
malagasy
Ny mahira-tsaina mahatazana ny loza ka miery; Fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.