Proverbs 27:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao ny lambany fa efa niantoka olon-kafa izy, ary ho solon’ny laniny tamin’ny niantohany vahiny janga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endaho ny lambany fa efa niantoka ny hafa izy, mangalà antoka aminy noho ny amin’ny vahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona sahy miantoka trosan’olona vahiny, dia tano ny akanjony ho antoka ny amin’io olon-tsy fantatra io.
Malagasy Bible 1865
Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon'ny vahiny janga niantohany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao ny lambany fa efa niantoka olon-kafa izy, ary ho solon’ny laniny tamin’ny niantohany vahiny janga.
malagasy
Alao ny lambany, fa efa niantoka olon-kafa izy, Ary tano ho solon'ny vahiny janga niantohany izy.