Proverbs 27:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mifoha maraina ka miarahaba ny sakaizany amin’ny feo mahery dia isaina ho fanozonana ny fiarahabany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny misaotra ny namany, maraina koa, amin’ny feo avo, dia isaina ho toy ny manozona ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay manaitra namana vao maraina be satria niarahaba azy tamim-peo mahery dia tahaka ny manozona azy.
Malagasy Bible 1865
Izay mifoha maraina koa ka misaotra ny sakaizany amin'ny feo mahery, Dia isaina ho fanozonana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mifoha maraina ka miarahaba ny sakaizany amin’ny feo mahery dia isaina ho fanozonana ny fiarahabany.
malagasy
Izay mifoha maraina koa ka misaotra ny sakaizany amin'ny feo mahery, Dia isaina ho fanozonana izany.