Proverbs 27:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny ranonorana mijononoka ny vavan’ny vehivavy tia ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fijononòkan’ny rano mitete ao an-trano amin’ny andro manorana, sy ny vehivavy tia ady, sahala tsy misy hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vehivavy tia ady dia toy ny fantsona izay tsy mitsaha-mitete amin’ny andro manorana,
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny fijononoky ny ranonorana be Ny vehivavy tia ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny ranonorana mijononoka ny vavan’ny vehivavy tia ady.
malagasy
Tahaka ny fijononoky ny ranonorana be Ny vehivavy tia ady.