Proverbs 27:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay misakana azy dia toy ny misakana ny rivotra sady toy ny mamihina diloilo amin’ny tanany havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay mitana azy, mitana rivotra, ary ny tanany mahafihina diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay misakana azy dia toy ny misakan-drivotra na mamihina menaka amin-tanana ila.
Malagasy Bible 1865
Izay misakana azy dia toy ny misakana ny rivotra, Sady toy ny mamihina diloilo ny tànany ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay misakana azy dia toy ny misakana ny rivotra sady toy ny mamihina diloilo amin’ny tanany havanana.
malagasy
Izay misakana azy dia toy ny misakana ny rivotra, Sady toy ny mamihina diloilo ny tànany ankavanana.[Na: mihatra amin'ny]