Proverbs 27:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vy no andranitana ny vy; toy izany, ny fanatrehan’ny sakaiza no mampahiratra ny endriky ny sakaizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vy ihany no maharanitra ny vy; olona ihany koa no maharanitra olon-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vy no andranitana ny vy; dia toy izany koa ny olona ihany no andranitana ny sain’olon-kafa.
Malagasy Bible 1865
Ny vy maharanitra ny vy, Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin'ny sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vy no andranitana ny vy; toy izany, ny fanatrehan’ny sakaiza no mampahiratra ny endriky ny sakaizany.
malagasy
Ny vy maharanitra ny vy, Toy izany, ny olona maharanitra ny tarehin'ny sakaizany.