Proverbs 27:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay miambina ny hazo aviavy dia hihinana ny voany ary izay miambina ny tompony dia homem-boninahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mitahiry ny aviaviny hihinana ny voany; ary izay miaro ny tompony homem-boninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mikolokolo ny aviaviny hihinana ny voany ary izay mikarakara ny tompony homem-boninahitra.
Malagasy Bible 1865
Izay miaro aviavy dia hihinana ny voany; Ary izay miambin-tompo dia homem-boninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay miambina ny hazo aviavy dia hihinana ny voany ary izay miambina ny tompony dia homem-boninahitra.
malagasy
Izay miaro aviavy dia hihinana ny voany; Ary izay miambin-tompo dia homem-boninahitra.