Proverbs 27:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny tandindona ao anaty rano ka mifanahaka amin’ny tarehy, dia toy izany no ifanahafan’ny fon’ny olona amin’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny ifanahafan’ny tarehy sy ny tandindony ao anaty rano, no ifanahafan’ny fon’ny olona sy ny an’ny olon-kafa koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny itarafanao ny tandindonao anatin’ny rano no itarafanao ny tenanao anatin’ny fonao.
Malagasy Bible 1865
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy, Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny tandindona ao anaty rano ka mifanahaka amin’ny tarehy, dia toy izany no ifanahafan’ny fon’ny olona amin’ny olona.
malagasy
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy, Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.