Proverbs 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny tenanao; eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny hafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao; ary ny vahiny fa tsy ny molotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olon-kafa na ny vahiny no hidera anao, fa tsy ny tenanao no hisoka-bava hanao izany.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao, Eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny tenanao; eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.
malagasy
Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao, Eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.